2019-10-25 08:04:17 +00:00
|
|
|
\v 63 Ary ny mpisoronabe nagnatriaka ny lambany salakady nagnano hoe: "Mboala mila tomoa fogna moa atsika?\v 64 Afa regninareo ny fivolagnan-dratsy. Ino ny fanapahan-kevitriareo? Zareo jiaby dia samby nagnameloko Azy karaha ôlogno magniaiva hofoaty. \v 65 Ny sasany nanomboko nandrora Azy avakeo nandakotro ny soranazy kay namboko Azy ary nivaolagna taminazy hoe: "Maminagnia!" Ary reo manam-bogninahitra nangala Azy kay namboko Azy.
|