2019-10-17 18:57:07 +00:00
|
|
|
\c 1 \v 1 Tô ny niantomboahan'ny vaovao mahafalin'i Jesôsy Kristy, lehy Zanaka Zagnahary. \v 2 Araka voasaoratra amin'n Isaia mpagnazary hoe : " tô, Zaho magniraka irakanaha handeha alohaka Anao, lehy araiky hagnajary lalagnanao. \v 3 Misy feo regny magnantso mafy agny antany maty hoe: " atôvo vôgnogno lalagna ny Tompo; atôvo mahitsy lalagna ho mboany.''
|