xmw_mrk_text_reg/12/13.txt

1 line
617 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 13 Dia nagniraka ny fariseo ndraiky Herodiana sasany handeha amin'Azy mbô hamandriky Azy amin'ny volagna zareo. \v 14 Koafa avy zareo, dia nivolagna zareo taminy hoe: "Mpagnanatra ô, hainay fao tsy miraharaha ny hevitrin'ny ôlogno Anao, ary tsy mizaha fiangaragna eo amin'ny ôlogno. Mampagnatra marigny ny lalan-Jagnahary Anao. Araka ny làlagna moa sa tsia ny ny magnaifa haitra amin'ni Kaisara? Tôkony hagnaifa haitra moa zahay sa tsia? \v 15 Fao hain'i Jesôsy ny fiatsarambelatsin-jareo kay nivolagna Izy tamin-jareo hoe: Nagnino moa areo mitsapa zaho? Itongoaso denaria araiky zaho mbô hizahavako zany."