2019-10-24 19:57:08 +00:00
|
|
|
\v 29 Koafa avy niboaka ny synagoga, dia homby tan-tragnon'i Simona ndraiky Andrea zareo, mboany Jakoba ndraiky Jaona. \v 30 Ary ny rafozam-bavin'i Simona nararin'ny tazogno, kay nivolagnin-jareo tamin'i Jesôsy ny mahakasika azy. \v 31 Dia nagnatogno Izy, kay nanambotro azy tamin'ny tagnany, ary nagnako azy; dia niala ny tazony, ary nanomboko nanompo Azy zareo.
|