xmw_mrk_text_reg/14/55.txt

1 line
270 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-22 14:08:31 +00:00
\v 55 Ary reo lôhan'ny mpisôrogno sindrdaiky ny Synedriona Jiosy dia nizaha tomoa manohitra an'i Jesôsy mbô hahavitan-jareo mamono Azy hofoaty. Kanaifa tsy nahita zareo. \v 56 Fa maro ny ôlogno mavandy amin'Azy, naifa na ny fagmambaran-jareo aby tsisy porofony aby.