xmw_mrk_text_reg/09/17.txt

1 line
552 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-17 10:04:29 +00:00
\v 17 Ary nisy araiky taminjareo vahoaka namaly Azy hoe: "Mpagnanatra ô, nindesiky aketo aminao ny zanako lalahy. Misy fagnahy maloto tsy mampivolagna azy izy. \v 18 Manambotro azy io kay mandavondavo azy ary mifaotafaota izy, mihidy nify, ary nanjary mihainjagna izy. Nangavigny tamin'iregny mpianatra Nao zaho mbo hagnaboka zany hiala amin'azy, kanaifa tsy vitan-jareo zany.\v 19 "Ary namaly zareo Izy hoe: "ô areo taranaka tsy mino, baroko afiriagna no hibidaohako eto aminareo?" Baroko afiriagna no hadifairako aminareo? Ndeso atô aminaha izy."