1 line
343 B
Plaintext
1 line
343 B
Plaintext
\v 17 Fao areo, ry tiagna, tsarovy reo koragna nivolagnin'ny reo apositolin'i Jesôsy Kristy Tompontsika fahiny. \v 18 Hoizy zare taminare: "Fao amin'andro farany dia hoisy mpaniratsira zay hagnaraka ny filan'ny haratsian-totriny." \v 19 Reo ôlogno reo dia mitariky fisarahagna. Zare dia ôlogno araka ny nôfotro, avakeo tsy managna Fagnahy. |