\v 17 \v 18 \v 19 Fao areo, ry tiagna, tsarovy reo vaolagna nivolagnin'ny reo apositolin'i Jesôsy kristy Tompontsika fahiny. Hoy zareo taminareo: "Fa amin'andro farany hisy mpaniratsira zay hagnaraka ny filan'ny haratsiantotriny." Reo ôlogno reo dia mitariky fisarahagna. Izy reo dia ôlogno araka ny nôfotro, avakeo tsy managna Fagnahy.