diff --git a/01/07.txt b/01/07.txt index e50ca1e..035d809 100644 --- a/01/07.txt +++ b/01/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Tôrotro tamin'ny Sodoma ndraiky Gomora aveo reo tanàgna magnodidigny zareo, zay nanôlotro haignin-jareo amin'ny fijangajangagna ndraiky fanaovagna filagna tsy ara-boaJagnahary. Dia ntsabogny ohatra amin'ireo zay mijaly amin'ny fagnasaziagna agny amin'ny môtro bariko ditany zareo. \v 8 Kanaifa hotry zany faogna, reo mpagninôfinôfy reo dia mandoto faogna koa ny haignin-jareo, vakaeo mivaolagna raha ratsy manohitry reo manam-bogninahitry. \ No newline at end of file +\v 7 Tôrotro tamin'ny Sodoma ndraiky Gomora ave re tanàgna magnodidigny zare, zay nanôlotro haignin-jare amin'ny fijangajangagna ndraiky fanaovagna filagna tsy ara-boaJagnahary. Dia ntsabogny ohatra amin'ireo zay mijaly amin'ny fagnasaziagna agny amin'ny môtro bariko ditany zareo. \v 8 Kanaifa hotry zany faogna, reo mpagninôfinôfy reo dia mandoto faogna koa ny haignin-jareo, vakaeo mivaolagna raha ratsy manohitry reo manam-bogninahitry. \ No newline at end of file