auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2021-02-09 02:11:27 -05:00 committed by root
parent d83adac3c2
commit bf7ca9a847
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Avaizo zaho dia te-hampahitsiaro are na dia afa hainare faogna ary zany_ fa ny Tômpo dia nagnavotro ny ôlogno avy tao amin'ny tany Egypta, fao tafarany zany dia nivonony zay jiaby tsy nino. \v 6 Ary reo anjely zay tsy nitagna ny fahefagna zay napaitraka tamin-jareo, fao zay nandao ny tanin-jareo_ Zagnahary dia namehy zareo tamin'ny fatoragna bariko ditany, ao amin'ny mahizin-kitroko tantairaka, ho amin'ny andron'ny fitsaragna lehibe.
\v 5 Avaizo zaho dia te-hampahitsiaro are na dia afa hainare tatô be zany_ fa ny Tompo dia nagnavotro ny ôlogno avy tao amin'ny tany Egypta, fao tafarany zany dia nivonony zay jiaby tsy nino. \v 6 Ave reo anjely zay tsy nitagna ny fahefagna zay nambaila tamin-jare, fao zay niala ny tobinjare_ Zagnahary dia namehy zareo tamin'ny fatoragna bariko ditany, ao amin'ny mahizin-kitroko tantairaka, ho amin'ny andron'ny fitsaragna lehibe.