From bf579d0182fbbaa6b168f8566690c65b3fb4b4fc Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Thu, 31 Oct 2019 06:39:26 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 01/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/03.txt b/01/03.txt index 4a56652..94f6c4d 100644 --- a/01/03.txt +++ b/01/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Ry tiagna, raha igny nagnano aizaka jiaby hanaoratra ho anareo ny mahakasiky ny famonjiagna hiarahantsika igny zaho, dia nanoratra ho anareo zaho mbô hanosiky areo hiady mafy ho an'i lehy finoagna zay afa natôlotro ndraiky faogna ho an'ireo mino. Fao ho an'ny ôlogno sasany nisisiky antsokosoko eo aminareo. Zareo dia ologno voamariky ho an'ny fagnamelaohagna. Zareo dia ologno ratsy totry zay manevateva ny fahatsaran-Jagnahary ho an'ny fijejojejoagna avakeo tsy magneky Andriana ndraiky Tompo taokantsika, Jesosy Kristy. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 Ry tiagna, raha igny nagnano aizaka jiaby hanaoratra ho anareo ny mahakasiky ny famonjiagna hiarahantsika igny zaho, dia nanoratra ho anareo zaho mbô hanosiky areo hiady mafy ho an'i lehy finoagna zay afa natôlotro ndraiky faogna ho an'ireo mino. Fao ho an'ny ôlogno sasany nisisiky antsôkosôko eo aminareo. Zareo dia ôlogno voamariky ho an'ny fagnamelaohagna. Zareo dia ôlogno ratsy totry zay manevateva ny fahatsaran-Jagnahary ho an'ny fijejojejoagna avakeo tsy magneky Andriana ndraiky Tompo taokantsika, Jesosy Kristy. \ No newline at end of file