auto save
This commit is contained in:
parent
9fc3c1a2a3
commit
865cfdf5b1
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 14 Ary Enoka, lehy fahafiton'i Adama, dia afa naminagny mahakasiky reo, volagna magnanjao: "T! ho avy ny Tômpo miaraka amin'ireo masigny aman'alignaligny.\v 15 Ho avy Izy mbô hagnatantairaka ny fitsaragna ny ôlogno jiaby. Ho avy Izy hampiaiky ny ôlogno ratsy totry jiaby tamin'ny asa haifany tamin'ny haratsiam-pagnahy, avakeo reo vaolagna mafy jiaby zay nivolagnin'ny ôlogno ratsy totry hanohitry Azy."\v 16 Reo dia mpimonimonigny, ndraiky mpivaolambaolagna, zay magnaraka ny filan-dratsin-jareo. Zareo dia taigna mpieboebo, izay, nohon'ny tombontsoan-jareo manaokagna, dia mandoka ny hafa.
|
||||
\v 14 Ary Enoka, lehy fahafiton'i Adama, dia afa naminagny mahakasiky reo, volagna magnanjao: "Tô! ho avy ny Tômpo miaraka amin'ireo masigny agn'align'aligny.\v 15 Ho avy Izy mbô hagnatantairaka ny fitsaragna ny ôlogno jiaby. Ho avy Izy hampagneky ny ôlogno ratsy totry jiaby tamin'ny asa haifany tamin'ny haratsiam-pagnahy, avake reo koragna mafy jiaby zay nivolagnin'ny ôlogno ratsy totry hanohitry Azy."\v 16 Reo dia mpimonimonigny, ndraiky mpivaolambaolagna, zay magnaraka ny filan-dratsin-jare. Zare dia taigna mpieboebo, izay, nohon'ny tombontsoan-jareo manaokagna, dia mandoka ny hafa.
|
Loading…
Reference in New Issue