auto save
This commit is contained in:
parent
735c4a914f
commit
84880f2e35
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 17 \v 18 \v 19 Fao areo, ry tiagna, tsarovy reo vaolagna nivolagnin'ny reo apositolin'i Jesôsy kristy Tompontsika fahiny. Hoy zareo taminareo: "Fa amin'andro farany hisy mpaniratsira zay hagnaraka ny filan'ny haratsiantotriny." Reo ôlogno reo dia mitariky fisarahagna. Izy reo dia ôlogno araka ny nôfotro, avakeo tsy managna Fagnahy.
|
\v 17 Fao areo, ry tiagna, tsarovy reo vaolagna nivolagnin'ny reo apositolin'i Jesôsy kristy Tompontsika fahiny. \v 18 Nivaola taminareo: "Fa amin'andro farany hisy mpaniratsira zay hagnaraka ny filan'ny haratsiantotriny." \v 19 Reo ôlogno reo dia mitariky fisarahagna. Izy reo dia ôlogno araka ny nôfotro, avakeo tsy managna Fagnahy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fao areo, ry tiagna, mioraigna tsara eo amin'ny finoagnanareo taigna masigny, aveo mivavaha amin'ny Fagnahy Masigny. Mipitraha areo ao amin'ny fitiavan-Jagnahary, avakeo andraso ny famindram-pôn'i Jesôsy Kristy Tômpontsika zay mitondra anao ho amin'ny fiainagna bariko ditany.
|
\v 20 \v 21 Fao areo, ry tiagna, mioraigna tsara eo amin'ny finoagnanareo taigna masigny, aveo mivavaha amin'ny Fagnahy Masigny. Mipitraha areo ao amin'ny fitiavan-Jagnahary, avakeo andraso ny famindram-pôn'i Jesôsy Kristy Tômpontsika zay mitondra anao ho amin'ny fiainagna bariko ditany.
|
|
@ -1,2 +1,2 @@
|
||||||
Mamindrà fô, amin'ny reo zay misalasala. Vonjeo avakeo tariho hiala amin'ny môtro ny ôlogno sasany. Aveo ny sasany ndraiky amindra fô amin'ny tahotro. Malaigna na dia
|
\v 22 \v 23 Mamindrà fô, amin'ny reo zay misalasala. Vonjeo avakeo tariho hiala amin'ny môtro ny ôlogno sasany. Aveo ny sasany ndraiky amindra fô amin'ny tahotro. Malaigna na dia
|
||||||
hatramin'ny akanjo niloton'ny nôfotro aby.
|
hatramin'ny akanjo niloton'ny nôfotro aby.
|
Loading…
Reference in New Issue