auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-10-31 07:45:16 -04:00 committed by root
parent 5273284662
commit 827f144991
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Avaizo zaho dia tihampahitsiaro areo na dia afa hainareo faogna ary zany_ fa ny Tompo dia nagnavotro ny ologno avy tao amin'ny tany Egypta, fao tafarany zany dia nivonony lehy jiaby tsy nino. \v 6 Ary reo anjely zay tsy nitagna ny fahefagna zay napaitraka tamin-jareo, fao zay nandao ny tanin-jareo_ Zagnahary dia namehy zareo tamin'ny fatoragna bariko ditany, ao amin'ny mahizin-kitroko tantairaka, ho amin'ny andron'ny fitsaragna lehibe.
\v 5 Avaizo zaho dia tihampahitsiaro areo na dia afa hainareo faogna ary zany_ fa ny Tômpo dia nagnavotro ny ôlogno avy tao amin'ny tany Egypta, fao tafarany zany dia nivonony zay jiaby tsy nino. \v 6 Ary reo anjely zay tsy nitagna ny fahefagna zay napaitraka tamin-jareo, fao zay nandao ny tanin-jareo_ Zagnahary dia namehy zareo tamin'ny fatoragna bariko ditany, ao amin'ny mahizin-kitroko tantairaka, ho amin'ny andron'ny fitsaragna lehibe.