auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-10-31 06:39:26 -04:00 committed by root
parent 3a0eeb8e9e
commit 305d655842
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Reo dia lehy ôlogno zay harambato miafigny ao amin'ny sakafom-pitiavanareo. Haomagna am-pahamignaragna, mamôky ny haignin-jareo faogna. Zareo dia rahogno tsisy rano, indesin'ny rivotro. Kakazo fararano tsisy voany_ idroa maty, niala vahany. Zareo dia onjan-dranomasigny mafy, mitopatopa mamorivory ny fahamignaran-jareo. Kintagna mandaihandaiha zaraeo, kay v
Reo dia lehy ôlogno zay harambato miafigny ao amin'ny sakafom-pitiavanareo. Haomagna am-pahamignaragna, mamôky ny haignin-jareo faogna. Zareo dia rahogno tsisy rano, indesin'ny rivotro. Kakazo fararano tsisy voany_ idroa maty, niala vahany. Zareo dia onjan-dranomasigny mafy, mitopatopa mamorivory ny fahamignaran-jareo. Kintagna mandaihandaiha zaraeo, kay voakajy ho azy bariko ditany ny fahamaintisan'ny mahizigny.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary Enoka, lehy