auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2021-02-09 02:31:38 -05:00 committed by root
parent 3be771f0b9
commit 221215a2a3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Reo dia lehy ôlogno zay harambato mivôny akao amin'ny hanim-pitiavanare. Haomagna amin'ny haingatra, mamôky ny haignin-jare faogna. Zare dia rahogno tsisy rano, indesin'ny rivotro. Kakazo fararano tsisy taignany_ idroa maty, niala vahany. \v 13 Zareo dia onjan-dranomasigny mafy, mitopatopa mamorivory ny fahamignaran-jareo. Kintagna mandaihandaiha zaraeo, kay voakajy ho azy bariko ditany ny fahamaintisan'ny mahizigny. \v 12 Reo dia lehy ôlogno zay harambato mivôny akao amin'ny hanim-pitiavanare. Haomagna amin'ny haingatra, mamôky ny haignin-jare faogna. Zare dia rahogno tsisy rano, indesin'ny rivotro. Kakazo fararano tsisy taignany_ idroa maty, niala vahany. \v 13 Zare dia onjan-dranomasigny mafy, mitopatopa mamorivory ny fahamignaran-jareo. Kintagna mandaihandaiha zaraeo, kay voakajy ho azy bariko ditany ny fahamaintisan'ny mahizigny.