1 line
289 B
Plaintext
1 line
289 B
Plaintext
\v 14 Zagnahary dia afa nanangagna ny Tompo salakady hanangagna atsika amin'ny ngôvony koa. \v 15 Moa tsy hainareo moa fao ny haigninareo dia ratsam-batagnan'i Kristy kay ho ndesiky moa zany reo ratsam-batagnan'i Kristy aveo hampikambagna zareo amin'ny mpivaro-taigna? Tsy hisy anie zany! |