1 line
284 B
Plaintext
1 line
284 B
Plaintext
\v 7 Ary hoan'ny tsiaraikiaraiy no namiagna fanehoagna ambailan'ny Fagnahy hoan'ny tombontsoan'ny jiaby. \v 8 Fao amin'ny ôlogno araiky dia namiagna avy amin'ny Fagnahy ny vaolagna fahindriagna, ary hoan'ny araiky hafa ny vaolagna fahaizagna amin'ny alalan'ny Fagnahy mitôvy faogna. |