xmw_1co_text_reg/04/14.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 14 Zaho dia tsy nanaoratra reo raha reo mbô hahamaingatra areo, fao magnitsy areo hotra ny zanaka tiako.\v 15 Fao na dia managna mpiambigny ray aligny ao amin'ny Kristy aby areo, dia tsy managna baba fôntry be. Fao zaho dia nanjary babanareo ao amin'ny Kristy Jesôsy tamin'ny alalan'ny vaovao mahafaly.\v 16 Noho zany dia mampirisiky areo zaho mbô ho mpangalatahaka zaho.