1 line
394 B
Plaintext
1 line
394 B
Plaintext
\v 19 Fao ho avy tsy ho aila agny aminareo zaho, raha sitraky ny Tompo. Aveo tsy hahay ny koragnan-jareo zay taigna miavogno faogna zaho, fao hahita any ngôvon-jareo. \v 20 Satria ny fanjakan-Jagnahary dia tsy mihorigny amin'ny koragna fao amin'ny angôvo.\v 21 Ino no tadiavinareo? Tôkony ho avy aminareo miaraka amin'ny tsaorakakazo moa sa miaraka amim'ny fitiavagna feno halimiam-pagnahy ? |