xmw_1co_text_reg/12/12.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 12 Fao satria ny vatagna dia araiky managna rantsagna maro ary ny jiaby dia rantsan'ny lehy vatagna faogna, noho zany dia miaraka amin'i Kristy zany. \v 13 Fao tamin'ny alalan'ny Fagnahy araiky no nitsaboagna batisa atsika jiaby koafa ho vatagna araiky, na re Jiosy na re Grika, na voafatotra na afaka, ary ny jiaby dia nata mbô higiaka amin'ny Fagnahy araiky.