xmw_1co_text_reg/04/17.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 17 Zany no nandifasako areo ho amin'ny Timoty, zanaka tiako salakady mahatoky ao amin'ny Tompo. Izy dia hampahatsiaro areo reo lalagna naha ao amin'i Kristy, hotra ny ampianariko azy reo na aiza ndraiky ao amin'ny fiangonagna jiaby.\v 18 Amizeo dia nanjary miavogno ny sasany aminareo, magnano hotra ny hoe tsy ho avy agny aminareo zaho.