1 line
384 B
Plaintext
1 line
384 B
Plaintext
\v 6 Zeo, dia mikoragna fahindriagna eo amin'ny reo matotro atsika, fao tsy ny fahindriagnan'ny izao tontolo izao, na ny an'reo mpanapak'izao vagninandro izao, zay mandalo faogna.\v 7 Fao naifa, mivaolagna ny fahindriagnan-Jagnahary amin'ny fahamarignagna mivôny atsika, lehy fahindriagna mivôny zay nitindren-Jagnahary mialaoha talohan'ny reo vagnin'andro jiaby ho vogninahitsika. |