1 line
292 B
Plaintext
1 line
292 B
Plaintext
\v 5 Noho zany, aza manognogno fitsaragna momban'ny raha jiaby alaohan'ny fotoagna, mialohan'ny havian'ny Tompo. Izy dia nitondra reo raha mivôny hizigny ho amin'ny fahazavagna avakeo hampiboaka ny fika tetikin'ny fô. Aveo ny tsiaraikiaraiky aby dia handray ny fiderany avy amin-Jagnahhary. |