xmw_1co_text_reg/09/01.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 1 Tsy ôlogno moa zaho? Tsy apostoly moa zaho? Tsy nahita Jesôsy Tompontsika moa zaho? Tsy asanaha ao amin'ny Tompo moa areo? \v 2 Raha tsy apostoly ho nihin'ny hafa zaho, dia farapaharatsiny Apostoly nareo. fao areo no profo amin'ny maha apostoly zaho ao amin'ny Tompo.