1 line
295 B
Plaintext
1 line
295 B
Plaintext
\v 1 \v 2 Avaizo mpampahatsaro are zaho, ry rahalahy, ny amin'ny vava maharavo zay nambarako taminare, zay nirasinare ndraiky zay itsangananare. Amin'ny alalan'ny zany vava maharavo zany no havoavonjy are, raha mitagna mafy amin'ny vaolagna nitoriky taminare are, raha tsy hoe ninoninona foagna. |