xmw_1co_text_reg/01/26.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 26 Diniho ny fagnantsaovagna are, ry rahalahy. Tsy maro taminare no hendry raha ny amin'ny maha ôlombelogno. Tsy maro taminare no hendry. Tsy maro taminare no nahery. Tsy maro tamiare no agnambo firazanagna.\v 27 Fao Zagnahary dia nisafidy re raha halifahany zao tontolo zao mbô hampamaingtra ny hendry. Zagnahary dia nisafidy zay malemy eo amin'ny zao tontolo zao mbô hampamaingatra zay matanjaka.