xmw_1co_text_reg/11/31.txt

1 line
167 B
Plaintext

Fao raha mandini-taigna atsika, dia tsy ho tsaraigny. Fao koafa voatsaran'ny Tompo atsika , dia mpagnara-dalagna, mbô tsy ho voaheloko miaraka amin'ny zao tontolo zao