\v 22 Fao reo Jiosy dia mangataka famantaragna mahagaga aveo reo Grika mandiniky fahindriagna.\v 23 Fao zahay mitory Kristy nifantsaihagna, zay vato fanatafintohinagna amin'ny reo Jiosy avakeo halifahagna amin'ny reo Grika.