1 line
313 B
Plaintext
1 line
313 B
Plaintext
Fao nohon'ny fahasoavan-Jagnahary no naha toy zao zaha, ary tsy foagna ny fahasoavany akato aminaha. Fao ndraiky, taigna niasa mafy ohoarigny amin'ny izy jiaby zaho. Naifa tsy zaho zany, fao ny fahasoavan-Jagnahary zay miaraka aminaha. Noho zany zaho zany na zare, hotra ny nitorianay dia araka zany no inoanare. |