xmw_1co_text_reg/14/31.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 31 Fao ny tsiaraikiaraky aminareo dia afaka mifanolo maminagny mbô hafahan'ny tsiaraikiaraiky mianatra aveo mbô hahery jiaby. \v 32 Fao ny fagnahin'ny reo mpagnazary dia eo ambanin'ny fagnaraha-mason'ny reo mpagnazary. \v 33 Fao Zagnahary dia tsy Zagnahariny ny fikorontanagna hoan'ny reo fiangonan'ny reo mpino jiaby.