xmw_1co_text_reg/05/01.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 1 Zahay dia naharegny hafatra fao misy fijangajangagna eo aminareo, karazagna fitondran-taigna tsy magnaiva zay tsy azo atao aby eo amin'ny reo Jentilisa. Ny hafatra, dia hoe misy araiky aminareo miaraka mandry amin'ny vadiny iadany.\v 2 Areo dia taigna miavogno! Fao tsy tôkony alahelo moa areo? Ny araiky zay nagnano zany dia tsy maintsy alàgna eto aminareo.