xmw_1co_text_reg/10/14.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 14 Noho zany, tiako, milifasa lavitry ny fanompon-tsampy.\v 15 Mivaolagna aminareo hotra ny ôlogno manantsaigny zaho, mbô hafahanareo mitsara zay volagniky.\v 16 Ny kapoakan'ny fisaoragna zay isaoran-tsika, moa zany tsy fiombonagna amin'ny lin'ny Kristy? Ny môfo zay vakintsika, moa zany tsy fiombonagna amin'ny haignin'i Kristy? \v 17 Satria araiky faogna ny môfo, atsika zay maro dia haigny araiky. Atsika jiaby dia malaka amin'ny môfo araiky faogna.