xmw_1co_text_reg/10/01.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 1 Tiako ho hainareo, rahalahy, fao reo iadantsika dia tao ambanin'ny zavogno jiaby aveo namakivaky ranomasigny.\v 2 Ny jiaby dia natao batisa ho amin'i Mosesy tao amin'ny zavogno ndraiky tao amin'ny ranomasigny, \v 3 aveo ny jiaby dia samy nihinagna hanim-pagnahy mitôvy.\v 4 Ny jiaby dia nigiaka tamin'ny vatolampim-pagnahy zay nagnaraka zareo, dia Kristy zany vatolampy zany.