xmw_1co_text_reg/16/21.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 21 Zaho, Paoly, manaoratra tô amin'ny tagnako. \v 22 Raha misy ôlogno tsy tia ny Tompo, enganie mbô ho voahôzogno izy. Ho avy, ny Tompontsika! \v 23 Hoaminareo ny fahasoavan'ny Jesôsy Tompo.\v 24 Ho aminareo jiaby ny fitiavagna ao amin'i Jesôsy Kristy. [Fagnamarihagna: Ny dikan-teny talaoha dia manôsoko: "Amena." Fao ny vava maro hafa, ao agnatin'ny zany ny ULBndraiky ny UDB, dia mangala zany.]