xmw_1co_text_reg/16/15.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 15 Hainareo ny tamingan'i Stefanasy, fao zareo no niaova fô voalaohany tao Asia, aveo zareo nagnambaila koragnanjareo amin'ny fanompoagna reo mpino. Ary mampirisiky areo zaho, rahalahy, \v 16 mbô hagneky ny ôlogno karaha zany ndraiky amin'ôlogno jiaby zay magnampy amin'ny asa ndraiky miasa miaraka aminay.