xmw_1co_text_reg/16/10.txt

1 line
551 B
Plaintext

\v 10 Ary koafa tonga Timoty, dia ezaho mbô tsy hatahotro izy miaraka aminareo, fao mitsabo ny asan'ny Tompo izy, karaha ny atako. \v 11 Aza ambaila hoisy ôlogno hagnano tsinotsinona azy. Ampia izy amin'ny fiadanagna, mbô hahafahany mandaiha aminaha. Fao magnantaigna azy mbô ho tonga hiaraka amin'ny reo rahalahy zaho. \v 12 Avakeo mahakaisiky Apolosy rahalahintsika, dia nampirisiky azy mafy zaho mbô hamangy areo miaraka amin'ny reo rahalahy. Fao mbôla tsy vôgnogno tantairaka ny hoavy izy zao. Na zany aby, hoavy izy koafa mety ny fotoagna.