xmw_1co_text_reg/11/27.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 27 Na zôvy na zôvy, noho zany, mihinagna ny môfo na migiaka amin'ny kapoakan'ny Tompo amin'ny haigny ndraiky lion'ny Tompo. \v 28 Aoka handiniky ny haigninareo alaohaka ny ôlogno, avakeo amin'ny zany dia aoka hihinagna ny môfo avakeo higiaka amin'ny kapoaka izy.\v 29 Fao izy zay mihinagna ndraiky migiaka kay tsy mahay ny haigny, dia mihinagna ndraiky migiaka fitsaragna ho amin'ny haigniny.\v 30 Zany no mahatonga ny maro aminareo ho osa ndraiky mrary, avakeo ny sasany aminareo hofoaty.