\v 14 Raha mtoaitra ny asan'ny lehy ôlogno, dia hahazo valisoa izy;\v 15 fao raha may ny asan'ny lehy ôlogno, dia ho fatiantoko izy, fao izy haigniny dia hoavaotagna, hotra ny nitsoaka tamin'ny môtro faogna.