xmw_1co_text_reg/09/19.txt

1 line
573 B
Plaintext

\v 19 Fao na dia afaka amin'ny jiaby aby zaho, dia tonga ho mpanompo ho nihin'ny jiaby, mbô hahazoako taigna maro. \v 20 Teo amin'ny Jiosy dia lôso hotra ny Jiosy zaho, mbô hazoako ny Jiosy. Teo amin'ny reo zay ambanin'ny lalàgna, dia lôso hotra ny ôlogno zay ambanin'ny lalàgna zaho mbô hazoako reo zay ambanin'ny lalàgna. Nagnanon zany zaho na dia tsy teo ambanin'ny lalàgna aby zaho. [Fanamarinagna: Ny baiboly ULB ndraiky UBD dia mivaky hoe: "Nagnano zany zaho na dia tsy teo ambanin'ny lalàgna aby zaho." Ny dikatn-teny talaoha sasany dia tsy magnisy zany.]