xmw_1co_text_reg/03/12.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 12 Amijeo raha misy ôlogno magnorigny eo ambonin'ny fôtotro amin'ny volamaina, volafôtsy, vato tsara, kakazo, bozaka, na molôlo, \v 13 dia haboaka ny asany, fao ny andro mazava no hagnaboaka zany. Satria naboaka amin'ny môtro zany. Ny môtro no hitsapagna ny hatsaragnan'ny nataon'ny tsiaraikiaraiky.