|
\v 24 Fao amin'ny re zay nantsôvin-Jagnahary, re Jiosy ndraiky re Grika, dia mitory Kristy mitôvy ny ngôvo ndraiky fahindrian-Jagnahary zahay.\v 25 Fao ny halifahan-Jagnahary dia hendry noho ny ôlogno, avake ny fahalimian-Jagnahary dia matanjaka noho ny ôlogno. |