xmw_1co_text_reg/04/10.txt

1 line
256 B
Plaintext

Zahay dia laifaka nohon'ny amin'i Kristy. Malemy zahay, fao areo mafy. Areo dia namiagna vogninahitry, fao zahay ndraiky tsy nalaim-baraka. Mandraka amizeo zahay dia tihinagna ndraiky mangetaheta, mijaly fiankajo, voaboko mafy, avakeo tsy manan-kialofagna