xmw_1co_text_reg/11/07.txt

1 line
242 B
Plaintext

Fao tsy tôkony hanarogno ny laohany ny lalahy, satria izy no sary ndraiky vogninahitry Zagnahary. Fao ny vaiavy dia vogninahitry ny lalahy. Fao ny lalahy dia tsy natao avy tamin'ny vaiavy. Fao ndraiky, ny vaiavy no natao avy tamin'ny lalahy.