xmw_1co_text_reg/16/21.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 21 Zaho, Paoly, manaoratra tô amin'ny tagnako. \v 22 Raha misy ôlogno tsy tia ny Tompo, enganie mbô ho voahôzogno izy. Ho tonga, ny Tompontsika! \v 23 Hoaminare anie ny fahasoavan'ny Jesôsy Tompo.\v 24 Hoaminare jiaby ny fitiavagna ao amin'i Jesôsy Kristy. [Fagnamarihagna: Ny dikan-teny talaoha dia magnampy hoe: "Amena." Fao ny vava maro hafa, ao agnatin'ny zany ny ULBndraiky ny UDB, dia magnalaa zany.]