xmw_1co_text_reg/16/19.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 19 Re fiangonan'i Asia dia magnano veloma are. Akila ndraiky Prisila dia magnano veloma are ao amin'ny Tompo, miaraka amin'ny fiangonagna zay ao amin'ny pitrahanjare. \v 20 Ny rahalahy jiaby magano veloma are. Mifanaova veloma amin'ny ôroko masigny.