xmw_1co_text_reg/15/42.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 42 Tôrotro zany koa ny fitsanganagna amin'ny maty. Zay afafy dia mety haratra, avakeo zay atsangagna dia tsy mety maratra.\v 43 Afafy tamin'ny fahafaham-baraka zany; dia natsangagna am-bogninahitry. Afafy tamin'ny fahalimiagna zany; dia natsangagna amin'ny ngôvo.\v 44 Afafy amin'ny vatagna voajagnahary zany; dia atsangagna ho vatagna ara-pagnahy. Raha misy vatagna voajagnahary, dia misy vatagna ara-pagnahy faogna koa.