xmw_1co_text_reg/15/37.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 37 Zay nafafinareo dia tsy ny vatagna zay hoavy, fao voa faogna. Zany dia mety hanjary vary na raha hafa. \v 38 Fao hamaizan-Jagnahary azy ny vatagna araka zay safidiany, avakeo samby amin'ny vatany aby ny voa tsiaraikiaraiky. \v 39 Tsy ny nôfo jiaby no mitôvy. Fao ndraiky, araiky ny nôfon'ôlombelogno, dia hafa ny nôfon'ny reo biby, ary nôfo hafa nihiny vôrogno, ary hafa nihin'ny hazandrano.