xmw_1co_text_reg/15/12.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 12 Zeo raha nambara fao Kristy dia natsangagna tamin'ny maty, akôry no hahafahan'ny sasany aminareo mivaolagna fao tsisy ny fitsanganagna amin'ny maty? \v 13 Naifa raha tsisy ny fitsanganagna amin'ny maty, dia tsy natsangagna aby Kristy; \v 14 aveo raha tsy natsangagna Kristy, foagna ny toriteninay, ary foagna faogna koa ny finoagnanareo.