xmw_1co_text_reg/15/05.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 5 Kristy niboaka tamin'i Kefasy, ary avakeo tamin'ny reo aroa ambin'ny fôlo;\v 6 aveo niboaka indraimandaiha tamin'ny reo rahalahy mihoatra ny dimanjato. Mbôla velogno ny ankamaroan-jareo, fao ny sasany nodimandry. \v 7 Aveo Izy niboaka tamin'i Jakoba, aveo tamin'ny reo apostoly jiaby.